Teny iditra kinga saina (kinga, saina)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manantsaina
Ohatra Araka ny tantara sy lovantsofin' ny Jiosy, dia vehivavy mahay sady kinga saina, hono, Batseba. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31