| Teny iditra (1/2) | 1 saina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
15 Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany 16 Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 the mind, the intellect
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 l'esprit, l'intelligence
[1.8] |
| Ohatra |
19 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina.
[2.293]
20 Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470] 21 Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324] 22 Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470#65] |
| Voambolana | 23 Filôzôfia |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 82 misy ny teny hoe saina |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 26 saina |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
30 Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 an ensign, a flag, a banner
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 drapeau, bannière
[1.8] |
| Tovy hevitra | 33 fanevampirenena |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe saina |
| Lahatsoratra | 35 Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva) |
| Fivaditsoratra | 36 anasy, 37 asany, 38 asina, 39 isana, saina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|