|
|
|
|

Teny iditra 1  kinobana
Fototeny  2 kobana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voakobana, kobanina, tsikebonina: Nokinoban' ny ankizy ny rano ka maloto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 troublé, remué, renflé, gonflé [1.3#344]
Tovy hevitra  9 voakobana

Fivaditsoratra  10 ankabony, 11 an-kobany, kinobana, 12 kobanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22