|
|
|
|

Teny iditra1  kintana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haikintana
Fanazavàna teny malagasy  4  Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a star [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  étoile [1.8]
Ohatra  7  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Lohateny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny kintana io
Lahatsoratra  12  Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13  kintana, tankina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12