Teny iditra (1/2) | 1 kionkiona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teniteny, bedi-bedy: Olona be kionkiona koa raha itony Rakoto itony |
Teny iditra (2/2) | 4 kionkiona |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Karazana jaboady |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.19] [Tankarana]
civette. 8 [1.54] belette |
Voambolana |
9 Haibiby: mampinono |
Fivaditsoratra | 10 kionkiona, koinkoina, nokianiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |