|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kiso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  antsy fanao am-paosy [Taisaka] [1.78]
4  antsy [Sihanaka] [1.78]
5  antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [Tanala] [1.78]
6  Antsy, antsipika [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  couteau de table [1.3]

Teny iditra (2/3)8  kiso
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
11  Feo
Fanazavàna teny malagasy  12  Teny entina miantso ny kisoa. [1.1]
Tovy hevitra  13  kisokiso

Teny iditra (3/3)14  kiso
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  16  morose, hargneux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31