Teny iditra | 1 kisoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a pig |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] porc 6 [1.8] porc, cochon |
Ohatra |
7 Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#] 8 Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41] |
Voambolana |
9 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny kisoa io |
Lahatsoratra |
20 Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 21 akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |