Teny iditra | 1 kisoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a pig [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 porc [1.54] 7 porc, cochon [1.8] |
Ohatra |
8 Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#] 9 Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41] |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny kisoa io |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 16 akiso, isoka, kiosa, kisoa, osika, sioka, sokia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |