Teny iditra kitotony (kitoto)
Sokajin-teny anarana kitoto sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy
Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11