|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kitoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitotony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  valeur, respect, égard, ordre, arrangement [1.3]
Haiendriteny 
5  Tsotra :

Teny iditra (2/4)6  kitôto
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  9  Voronkely tsara feo mitovitovy amin' ny domohina saingy kelikely kokoa [Tsimihety] [1.1]

Teny iditra (3/4)10  kitoto
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  13  (de toto : action de battre la terre des pieds, danses, trépignement qui marque la joie). Halleria ligustrifolia Baker (Stilbaceae). Joli arbuste employé les jours de fête pour décorer les lieux publics. Ses feuilles restent en place même quand il s'est desséché. Il évoque les réjouissances populaires. Décoratif. Mériterait d'être cultivé en Europe comme arbuste de terre bruyère. [Betsileo] [1.196]
[Bara]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)15  Kitoto
Sokajin-teny  16  anaram-poko
Voambolana  17  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  18  mponina tranainy teto Madagasikara, izay fantatra anarana fa tsy tadidy mazava [2.508#6]
Ohatra  19  Toy izany koa ny Kimosy tany Anosy, ny Kajemby sy ny kitoto tany Avaratra Andrefana. [2.508#]

Fivaditsoratra  20  Kitoto, kitoto, kitôto, Kitoto, kitoto, kitôto, Kitoto, kitoto, kitôto

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20