|
|
|
|

Teny iditra 1  kitoza
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 salted and dried meat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 viande boucanée [1.8]
Ohatra  15  Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay. [2.472#]
16  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#]
Voambolana  17  Toe-karena: hanina
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe kitoza
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kitoza, 20 tikoza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21