|
|
|
|

Teny iditra 1  kitraina
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko
9 Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo
10 Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ikitrana, 13 katrinia, kitraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21