| Teny iditra (1/5) | 1 kitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 [Antesaka] feo, ady, kitrana
[1.78] 24 Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamaly sy hampiady 25 Kilema, tsiny: Izaho tsy hibaby kitra ny aminao 26 Trosa 27 Angely ampiadina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 words of excitation to fight
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 paroles d'excitation
[1.8] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe kitra |
| Teny iditra (2/5) | 31 kitra |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisin-tanana, lalao baolina boribory
[1.1] |
| Voambolana | 34 Kilalao |
| Teny iditra (3/5) | 35 kitra |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 [Sihanaka] karazan-garaba
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 38 kitra |
| Sokajin-teny | 39 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 Botry ratsy
41 Karaodraoka, kitika [1.1] |
| Teny iditra (5/5) | 42 kitra |
| Sokajin-teny | 43 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
44 [Bara+Betsileo+Taisaka] (vient de l'adjectif kitra : rabougri ; même sens que botry (merina) ; ou de la racine verbale kitra : action de tracasser ?). Catharanthus longifolius (Pichon) Pichon et Catharanthus ovalis Markgr. Plantes utilisées autrefois comme poisons d'épreuve (voir kita). On les emploie surtout de nos jours pour préparer des vermifuges à usage vétérinaire, surtout pour les jeunes veaux.
[1.196] |
| Voambolana | 45 Haizavamaniry 46 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 49 katry, kitra, 50 traky, 51 trika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|