|
|
|
|

Teny iditra 1  kitranina
Fototeny  2 kitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona
9 Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19