| Teny iditra | 1 kitrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Feo heno amin' ny fifandonan-javatra (toy ny sotro, vilia)
23 fimenomenon' ny ankizy maro tafahaona, na ny zavatra maro miparitadritaka etsy sy eroa [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 bruit de plusieurs objets qui s’entre-choquent ou qu’on remue ensemble, comme les chaînes, les assiettes, l’argent, les grelots
25 dispute, tapage des entants; grand nombre [1.3#399] |
| Voambolana | 26 Feo |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe kitrana |
| Fivaditsoratra | 28 katrina, kitrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|