Teny iditra | kitranotrano (trano) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsilalao misy sarintsarin-trano toa hita vatana ataon' ny ankizy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Maisonnettes que font les enfants pour s'amuser [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | tsitranotrano | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |