Teny iditra trano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra
Mitovy hevitra: akany ~ akora ~ ambotry ~ bongo ~ lavaka ~ toho ~ tohotra ~ votry ~ zohy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A house; a box or frame or housing for something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Maison
étui, cadre [1.3, 1.8]
 Palais, habitation, tanière, nid, cocon
Fourreau, casiers, boîte [1.3]
 Caisse [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ traño ] Maison [1.405]
Ohatra 
1Efa akaiky ny trano; [2.499]
2Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
3Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Haiendriteny 
Tsotra : trano, tranoko, tranonao, tranony, tranontsika, tranonay, tranonareo, tranon', tranon-, tranom-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Zanakanarana Trano rava (Randriamamonjy Esther)
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23