|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitroina
Fototeny  2  kitro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona) [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  kitroina
Fototeny  10  kitro
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  Misy kitro: Kitroina ny tanan' i Dada [1.1]

Fivaditsoratra  13  akitrony, akotriny, ikitrano, ikitroan, ikotrany, kitroina, kotrainy, nikitroa, niokitra, niotrika, nitariko, nokitrai, ranitiko

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31