|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kitro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)11  kitro
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  14  Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]
15  faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  16  a hoof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]
18  sabot [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)20  kitro
Sokajin-teny  21  anarana
Voambolana  22  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  23  Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
24  Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25  a callus or corn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26  callosité [1.3]
27  tartre des dents [1.3]
28  durillon [1.54]
Tovy hevitra  29  kotro
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)31  kitro
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  angady kely [Taisaka] [1.78]
34  angady tonta, angady montro [Bara] [1.78]
35  lefona [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/5)36  kitro
Sokajin-teny  37  anarana
Voambolana  38  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  39  zafindohalika [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24