Teny iditra (1/6) | 1 kitso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 zavatra marani-doha [1.1] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/6) | 6 kitso |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fivoahan' ny tsinaim-body (aretina) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 hémorroïdes [1.54] |
Teny iditra (3/6) | 11 kitso |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Voambolana |
13 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Teny ilazana ny vava fivalanana raha toa ka tsy tiana hivantana ny fitenenana fa miresaka amin' olom-pady [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 clitoris [1.13] |
Teny iditra (4/6) | 16 kitso |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 sentier des sangliers en forêt. [Tankarana]
[1.19] |
Teny iditra (5/6) | 19 kitso |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 famaram-bary [Bara]
[1.78] |
Tovy hevitra | 22 kintso |
Teny iditra (6/6) | 23 kitso |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 totozy [Taisaka]
[1.78] |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 27 kitso, tsiko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/02 |