|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kivalavala
Fototeny  2  valavala
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  said or done in jest; showing disrespect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  fait ou dit par plaisanterie [1.3#341, 1.8]
8  qui aime à plaisanter, à rire [1.3#341]
9  peu respectueux [1.8]
Ohatra  10  Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra? [2.285#]
11  Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay [2.588]

Teny iditra (2/3)12  kivalavala
Fototeny  13  vala
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Fefifefy amaritana tanàna na voly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  petit parc, petit entourage [1.3#341]

Teny iditra (3/3)17  kivalavala
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets [1.3#341]

Fivaditsoratra  21  kilavalava, kivalavala

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16