|
|
|
|

Teny iditra 1  kizahina
Fototeny  2 kizaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on ridiculise [1.3#342, 1.8]
11 Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène [1.3#342]
Ohatra  12  Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina; [2.69#]
13  Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19