|
|
|
|

Teny iditra 1  kobabaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fimenomenonana sy fikotabana noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena
12 Fampisehoana hadodonana ho fanajana sy fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 Action d’agir avec empressement, par affection ou par respect [1.3#343]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19