|
|
|
|

Teny iditra 1  mikobabaka
Fototeny  2 kobabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka
9 Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir) [1.3#343]
Ohatra  11  Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26