Teny iditra | 1 kobaka am-bava |
Singan-teny | 2 kobaka, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 paroles flatteuses, adulation [1.3] |
Ohatra |
5 Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. [2.298] 6 Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |