|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  kobo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sihanaka] haranana (vorona) [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/4) 5  kobo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Tanala] foitra [1.78]

Teny iditra (3/4) 8  kobo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antesaka] zavatra mivohitra, trafo [1.78]

Teny iditra (4/4) 11  kobo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Atiny malemy amin' ny voatavo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 (dans toute l'île). Partie molle et spongieuse contenant les graines de certains fruits comme la Pastèque, Citrullus vulgaris Schrad., la Citrouille, Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae), etc. Aussi, les placentas à l'intérieur d'un ovaire. Exemple : kobom-papay [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  16 kobony
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe kobo

Fivaditsoratra  18 boko, kobo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22