Teny iditra | kodiakely | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Dés, jetons pour jouer [1.3] | ||
Dé [1.13] | |||
Ohatra | Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza.
[2.332] | ||
Voambolana | Kilalao | ||
Teny fotony | kodia, kely | ||
Kamban-teny |
| ||
Sary |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |