|
|
|
|

Teny iditra1  kodiarana
Fototeny  2  kodia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a wheel
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] roues
boules que les enfants font rouler sur un plan incliné
7  [1.8] roue
Ohatra  8  [2.332#] Ny kodiarana an-kavanana no voa.
9  [1.281#ikakilaysyifaralahy] Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny.
10  [2.4#] Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary.
Tovy hevitra  11  kodia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  andairako, kodiarana, nadarokay, narodakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21