|
|
|
|

Teny iditra1  koika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny avoakan' ny vava raha sempotra sasatra toy ny avy niaka-piakarana ohatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3]
Tsipelina hafa  6  hoika

Fivaditsoratra  7  kakio, kioka, koika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31