|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kolikoly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
4  Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto
5  Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  coaxing; a bribe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  cajolerie; pot-de-vin [1.8]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)13  kolikoly
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Tovy hevitra  17  loha-voly

Fivaditsoratra  18  kolikoly, lokiloky

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30