|
|
|
|

Teny iditra 1  manakolikoly
Fototeny  2 kolikoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zarako ka nahasimba azy
9 Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna: Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1]
Tovy hevitra  10 manolikoly

Fivaditsoratra  manakolikoly, 11 manolikolika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22