Teny iditra | 1 komandà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Miaramila |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 chef, administrateur. [Tankarana]
[1.19] |
Fivaditsoratra | 6 komandà, mandoka, mondaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |