| Teny iditra | 1 komandy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Governora mpitondra faritany iray lehibe tamin' ny tany gasy fahizay, mitovitovy amin' ny lehiben' ny faritany ankehitriny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the governor of a town or district in former times
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gouverneur d'une ville ou d'un district autrefois
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nizaha maso ny komandy.
[2.895#194]
8 Andriantsimahaidiso no komandy tao Vohipeno. [2.508#203] |
| Voambolana | 9 Pôlitika |
| Fivaditsoratra | komandy, 10 mandoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|