Teny iditra | kompania | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikambanana misahana taozavatra na varotra lehibe [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) | |
Ny fihaviany | Frantsay: compagnie. | |
Fivaditsoratra | kompaina, kompania, manapoky, mpikaona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |