|
|
|
|

Teny iditra 1  kongona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [1.1]
5 karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a bedbug; a cattle tick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tique [1.8, 1.196]
8 punaise des lits [1.8]
9 punaise [1.13]
10 parasite du bétail [1.196]
Ohatra  11  Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472#]
12  noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895#]
Voambolana  13  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe kongona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kongona, 16 kononga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21