|
|
|
|

Teny iditra 1  konjo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fetsy maranitra
6 Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjo iny
7 Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 clever and deceitful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 rusé, trompeur [1.3, 1.8]
10 se dit des lèvres déliées
11 fin, adroit [1.3]
Tovy hevitra  12 konjokonjo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22