Teny iditra | konjokonjo (konjo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fetsy maranitra Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1] | |
Tovy hevitra | konjo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |