| Teny iditra | 1 korapahina |
| Fototeny | 2 korapaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanona ny raharaha korapahina
9 Ampitahorina: Nahoana no korapahinao toy izao ny akohonay [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|