|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  korapaka
Fototeny  2  rapaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana
10  Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  striving, hurrying; struggling for release [1.2]
12  a sudden movement; a struggle for release [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  mouvement irréfléchi, précipité, empressement [1.3]
14  mouvement précipité; ébats [1.8]
Tovy hevitra  15  koropaka, korapapa

Teny iditra (2/2)16  korapaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  largeness of the feet [Provincial] [1.3]

Fivaditsoratra  19  karapoka, korapaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20