| Teny iditra | 1 koraraika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Feon' ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin' ny fikotrehany.
12 Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1] |
| Voambolana | 13 Feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|