Teny iditra | 1 mikoraraika |
Fototeny | 2 koraraika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka feo manokana, enti-milaza ny akohovavy mikotrika rehefa voakotaba vo amin' ny fikotrehany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to rumble (of the stomach) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 produire des borborygmes 7 glousser (poule) [1.8] |
Voambolana |
8 Feo 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 10 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |