Teny iditra | 1 korebareba |
Fototeny | 2 rebareba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. |
Tovy hevitra | 5 kirefarefa, korefa, korefarefa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |