|
|
|
|

Teny iditra 1  korefa
Fototeny  2 refa
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10#K347]
21 Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits
23 figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires [1.3#354]
Tovy hevitra  24 kirefarefa, korebareba, korefarefa

Fivaditsoratra  25 Kerofa, korefa, 26 refoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22