|
|
|
|

Teny iditra 1  korefaina
Fototeny  2 korefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain' ny Fitsarana ny raharahany ka maty tsy nahita ny fiafarany akory izy [1.1]

Fivaditsoratra  9 ikorefana, korefaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19