|
|
|
|

Teny iditra 1  korianana
Fototeny  2 koriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra
9 Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to have something flow or glide over it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 sur quoi on fait glisser [1.8]

Fivaditsoratra  12 anankiroa, 13 anikorana, 14 ikoranana, korianana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19