|
|
|
|

Teny iditra 1  korombina
Fototeny  2 koromby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo
9 Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04