Teny iditra | 1 korontanina |
Fototeny | 2 korontana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana korontana; tabatabaina: Nokorontanin' i Soa ny bokiko. / Aza korontaninao ny saiko [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |