Teny iditra | kosohina (kosoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kasokasohina mafy hialan' ny loto: Kosohy savony tsara ny lamba Torotomina: Kosohy itỳ sira [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | kosohina, sakonohy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |