Teny iditra (1/2) | 1 kosoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin' ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa na ny tanana eo ambony. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] gommage |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 kosoka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Tanosy]
paraky kisoka |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] (comme kisoka. Tabac réduit en poudre et additionné de cendres végétales et d'autres ingrédients habituellement chiqué. Tabac à mâcher. |
Fivaditsoratra | 14 akosok, kosoka, sakoko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |