|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kotana (hotana)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Korontandrontana misy fikomiana na ady, fifandirana sy fifanoherana, tabataba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  tumulte, émeute, insurrection, bouleversement, révolution; querelle, rixe [1.3#361]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  kotana
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  13  Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Phyllanthaceae). Voir aussi kotata. [Bara] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15  antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20